Peho ny dimy no izy fa tsy Peo ny dimy

Isan’ireo firenena sambatra i Madagasikara satria manana ny teniny manokana ary iraisan’ny Nosy iray manontolo dia ny Teny Malagasy.

Indrisy anefa fa raha mijery fahitalavitra isika dia betsaka ireo mandiso ny fanoratana azy. Isan’ireo manaitra ny maso anefa satria anaovana dokambarotra n’aiza n’aiza dia ilay teny hoe Peo, raha avy amin’ny « feo » dia marina fa raha avy amin’ny « Paika » ohatra hoe mifampipaika tanana dia Peho no marina. Izany hoe tokony hoe Peho ny dimy no tena izy!!

Publicités

Répondre

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s